Hohetsahin-java-tsoa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hohetsahin-java-tsoa avy
Amin’ny Tompo ireo izay noana
Sy mahatoky azy
Hohetsahin-java-tsoa avy
Aminy mandrakizay
Endrey ebclcetf ny hafaliako manana ny tononkira.serasera.org Tompo
Ny lahako mitanondrika mitraka
Ny indro aho nisoka-bava hiaro tena
Mifaly aho, sfyl ry Tompo fa voavonjinao
Ny ieilap masina toy ny Tompo dia tsy misy
Ny toky manahaka azy koa dia nofy
Tandremo ny teny an’avona fanao
Tandremonareo ny vava tafahoatra
Satria tsisy zava-miafina amin’i Tompo
Sady izay mandanja hatrany ny asantsika
Ny olo-mahery tapaka tsipika
Ny osa kanefa miantrana amin-kery
Amin’ny Tompo ireo izay noana
Sy mahatoky azy
Hohetsahin-java-tsoa avy
Aminy mandrakizay
Endrey ebclcetf ny hafaliako manana ny tononkira.serasera.org Tompo
Ny lahako mitanondrika mitraka
Ny indro aho nisoka-bava hiaro tena
Mifaly aho, sfyl ry Tompo fa voavonjinao
Ny ieilap masina toy ny Tompo dia tsy misy
Ny toky manahaka azy koa dia nofy
Tandremo ny teny an’avona fanao
Tandremonareo ny vava tafahoatra
Satria tsisy zava-miafina amin’i Tompo
Sady izay mandanja hatrany ny asantsika
Ny olo-mahery tapaka tsipika
Ny osa kanefa miantrana amin-kery
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:07
