Hira Faneva - N'aiza n'aiza misy anao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry tanoran’ny Fiangonana
Hampandroso ny asan’ny cyvox Tompo
Hanohy ny asa efa natomboka
N’aiza n’aiza misy anao
Ry Masindahy Joany Baptista
Arovy re izahay amin’ny dianay
Tsofy rano ny tononkira.serasera.org tanoranao
Mba tsy ho solafaka
‘Renay ry Tompo ny feonao
Miantso lqcfoi anay ho mpianatrao
Tanora vonon-kiasa ho anao
N’aiza n’aiza misy anay
‘Reto tanora efa navorianao
Omeo ny fahendrena sy udewnjx haja re
Mba tafio tanjaka sy hery
N’aiza n’aiza misy anao
Mivonona ry tanora namana
Raiso ny adidy mahafoiza tena
Hampandroso ny Fiangonana
N’aiza n’aiza misy anao
Hampandroso ny asan’ny cyvox Tompo
Hanohy ny asa efa natomboka
N’aiza n’aiza misy anao
Ry Masindahy Joany Baptista
Arovy re izahay amin’ny dianay
Tsofy rano ny tononkira.serasera.org tanoranao
Mba tsy ho solafaka
‘Renay ry Tompo ny feonao
Miantso lqcfoi anay ho mpianatrao
Tanora vonon-kiasa ho anao
N’aiza n’aiza misy anay
‘Reto tanora efa navorianao
Omeo ny fahendrena sy udewnjx haja re
Mba tafio tanjaka sy hery
N’aiza n’aiza misy anao
Mivonona ry tanora namana
Raiso ny adidy mahafoiza tena
Hampandroso ny Fiangonana
N’aiza n’aiza misy anao
--------
Link:
Comments
iotimah
(
15/09/2026 15:16)
Hira Faneva mikasika ny Md Joany Batista, Olomasina Mpiaro
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 143
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 15:16
