Hary elatra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Hary elatra, aiza ianao no hifindra monina
Ka andao ity wzdker tranolaiko e!
Ampy Anao ny foko,
Nolefoninao ho harena
Eo amin’izao fiainana izao
O o o o o o
O o o o o o
Ho aiza moa ity izaho
Ô ry Tompoko
Raha dia hilaozanao
Very svnf maina uvvwkas e! izay atao ho aho
Raha tsy eo akaikinao
Ka andao ity wzdker tranolaiko e!
Ampy Anao ny foko,
Nolefoninao ho harena
Eo amin’izao fiainana izao
O o o o o o
O o o o o o
Ho aiza moa ity izaho
Ô ry Tompoko
Raha dia hilaozanao
Very svnf maina uvvwkas e! izay atao ho aho
Raha tsy eo akaikinao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 3
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:06
