Antso (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: Avia e, evtoagtn avia hanaraka ahy
Avia e, hamoy izao rehetra izao
Avia e, avia hanaraka ahy
Mba hanohy ny jhtq asako
Inty aho iraho aho handà ny tenako
Inty aho, iraho aho handray ny hafatrao
Inty aho iraho hanao ny sitrakao
Ka hanohy ny asanao
Fiv: Avia bowx e…
Avia, ilaozy ny Ray sy Reninao
Avia ilaozy ny zoky ny zandrinao
Avia, ilaozy ny zavatry ny tany
Ka avia manaraka ahy
Avia, ilaozy ny zavatra rehetra
Avia, handray fitia tononkira.serasera.org tsy misy fetra
Avia, avia torio ny evanjely
Aelezo eran-tany
(Ombay làlàna ombay x 8 )
Fiv: Avia e…(in-2)
A/C RAKOTOMANANA Heriniaina Jean Marcel
Avia e, hamoy izao rehetra izao
Avia e, avia hanaraka ahy
Mba hanohy ny jhtq asako
Inty aho iraho aho handà ny tenako
Inty aho, iraho aho handray ny hafatrao
Inty aho iraho hanao ny sitrakao
Ka hanohy ny asanao
Fiv: Avia bowx e…
Avia, ilaozy ny Ray sy Reninao
Avia ilaozy ny zoky ny zandrinao
Avia, ilaozy ny zavatry ny tany
Ka avia manaraka ahy
Avia, ilaozy ny zavatra rehetra
Avia, handray fitia tononkira.serasera.org tsy misy fetra
Avia, avia torio ny evanjely
Aelezo eran-tany
(Ombay làlàna ombay x 8 )
Fiv: Avia e…(in-2)
A/C RAKOTOMANANA Heriniaina Jean Marcel
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:33
