Andriamanitra ô! mitady anao aho (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ucvudis Andriamanitra ô! mitady anao aho
Henoy ny fitarainan’ny fanahiko
Fa ianao irery no be famindram-po
Ka mahay tononkira.serasera.org manafaka ahy amin’ny manjo
Mamiravira ireo kyhsj biby masiaka
Tao anaty hantsana
No nifaharany
Rifatra avokoa ireo izay
Mamely ahy
Noho ny fanavotanao ahy ry Tompo ô ! qjkhribb
Henoy ny fitarainan’ny fanahiko
Fa ianao irery no be famindram-po
Ka mahay tononkira.serasera.org manafaka ahy amin’ny manjo
Mamiravira ireo kyhsj biby masiaka
Tao anaty hantsana
No nifaharany
Rifatra avokoa ireo izay
Mamely ahy
Noho ny fanavotanao ahy ry Tompo ô ! qjkhribb
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:01
