Andeha isika hidera (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andeha isika hidera ny Olomasina rehetra
Sy ny haben’ny voninahitra nomen’i Jesoa azy ireo
Fa izy tsy mijaly intsony, tsy ory fo, tsy mitaraina
Sambatra izy fa efa manana
Ny valisoan’ny nataony
2- Mifaly i Jesoa manana azy sy mifankatia aminy,
Atorony azy ny hevitra sy ny herin’i Zanahary;
Fa i Jesoa no masoandro tsy tononkira.serasera.org mety maty hazavana,
Tsy mitsahatra mamirapiratra
Amin’ny vxzseg olona nofidiny
3- Ao hfld ny martiry milahatra, ambany sainan’i Jesoa,
Ao ‘zay nanoro ny marina, sy ny hyfu virjiny maro be,
Sy izay ory taty fahiny,
Sy izay nanao ny fiantrana
4- Ao izy rehetra mikambana fanahy sy fo sy fanao,
Fa ny fialonana ratsy tsy mba amin’izao tany izao;
Tsy misy matahotra intsony, fa manan-jara tsy halàna
Samy mandry am-piadanana
Fa manan-toetra

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:49