Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! ry Iaveh Andriamanitra ô!
Mitebiteby ny foko, fa twcqynbm reraka aho
Lavitry ny fifaliana ka vonjeo re
Mbola eto an-tany feno ranomaso izahay
Ka vonjeo soadep re
Noho ny famindram-ponao
Latsaka ato an-davaka
Nohadian’ny firenena
Ka vonjeo re fa mivalo e!
Ô! ry tononkira.serasera.org Iaveh Andriamanitra ô!
Ô! o! o! Misaotra rztm Ana ore
Fa voavonjy
Izany ota vitanay
Ô! ry Iaveh (2) Andriamanitra
Mitebiteby ny foko, fa twcqynbm reraka aho
Lavitry ny fifaliana ka vonjeo re
Mbola eto an-tany feno ranomaso izahay
Ka vonjeo soadep re
Noho ny famindram-ponao
Latsaka ato an-davaka
Nohadian’ny firenena
Ka vonjeo re fa mivalo e!
Ô! ry tononkira.serasera.org Iaveh Andriamanitra ô!
Ô! o! o! Misaotra rztm Ana ore
Fa voavonjy
Izany ota vitanay
Ô! ry Iaveh (2) Andriamanitra
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:24
