Ô ry Adama (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry Adama
Napetrak’Andriamanitra tao tanimbolin’i Edena
Adama sy Eva
‘Reo zay hjdbne nihinana ny voankazo
Izay tsy fihinana
Adama sy Eva Ray aman-drenintsika
Ary isika zanany e! nandova ny helony
Dia ny Tompo Andriamanitra
Aiza moa i Adama ô !
Aiza moa i Eva
Dia namaly Adama sy tononkira.serasera.org Eva
Inty aho Tompo ô fa matahotra tezu anao
Ny masoko manerana izao tontolo izao bsus
Ny sofiko mihaino ê ny fitarainanao
Napetrak’Andriamanitra tao tanimbolin’i Edena
Adama sy Eva
‘Reo zay hjdbne nihinana ny voankazo
Izay tsy fihinana
Adama sy Eva Ray aman-drenintsika
Ary isika zanany e! nandova ny helony
Dia ny Tompo Andriamanitra
Aiza moa i Adama ô !
Aiza moa i Eva
Dia namaly Adama sy tononkira.serasera.org Eva
Inty aho Tompo ô fa matahotra tezu anao
Ny masoko manerana izao tontolo izao bsus
Ny sofiko mihaino ê ny fitarainanao
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
15/09/2026 15:21)
Fiantsoan'Andriamanitra an'i Adama
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:21
