Vavaka (Live) (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh ouh ouh...
Zahay Jesosy o dia nataonao
Ho fitaovana tononkira.serasera.org am-pelatananao
Ho fanomezam-boninahitra ho Anao
Anehoanao ny herinao

Sarobidy meevz eo anatrehanao izahay
Ary eo imasonao dia antsoinao hoe: malala
Navahanao tamin'ny biby maro be
Satria nomenao ny Fanahinao izahay

Ka ifdf misaotra e, misaotra Anao izahay
Fa tsy noho ny herinay na ny qqmagk volanay
No anton'ny fiaiananay
Fa Ianao, Ianao Tompo O
No antony

Tompo ô

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5157