Tsara ny Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravo ny fanahiko fa voavonjy aho
Afaka tao anaty ny aizin'ny ota
ka manandratra ny hira fiderana
Ho an'ilay Jesosy izay malalako
Tsy hiverindalana intsony aho satria
Famindram-po tsy hita buxw lany no natolony ho ahy
Ho tononkira.serasera.org anisan'ireo sahy milaza ny fitiavany aho
Fa tsara Izy, fa tsara ny Tompo
Ry sakaiza namako o izao henoy
Tsy mizaha tavan'olona anie ny Tompo
Fa ny masony mitsinjo sy mijery
Koa ambarako fa tsara ny Tompo
Raha mandeha mamaky lohasaha mangina aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa ny bafnmkn tanany leruzvz no misakambina ahy
Koa lazaiko indray fa tsara ny Tompo
Afaka tao anaty ny aizin'ny ota
ka manandratra ny hira fiderana
Ho an'ilay Jesosy izay malalako
Tsy hiverindalana intsony aho satria
Famindram-po tsy hita buxw lany no natolony ho ahy
Ho tononkira.serasera.org anisan'ireo sahy milaza ny fitiavany aho
Fa tsara Izy, fa tsara ny Tompo
Ry sakaiza namako o izao henoy
Tsy mizaha tavan'olona anie ny Tompo
Fa ny masony mitsinjo sy mijery
Koa ambarako fa tsara ny Tompo
Raha mandeha mamaky lohasaha mangina aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa ny bafnmkn tanany leruzvz no misakambina ahy
Koa lazaiko indray fa tsara ny Tompo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 719
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:34
