Tonom-bavaka tsotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonom-bavaka tsotra e, no asandratro izao
Noho ireo fitsapana nentinao hanavao
Ka dia indro miangavy e, ary koa itbcq mitalaho
Fa malemy e ry Tompo, ka mivalo Aminao

Be ireo fakampanahy hfdolch mikasa hamotraka ahy
Nefa mino aho ry Tompo fa eo anilako Ianao
Tao ireo adintsaina sy ny zavamanjo
Ireo rehetra ireo e resinao avokoa

Raha ny faniriako e, hiaradia Aminao
Fa ianao mahalala izao tenako izao
Ka mijoro aho ry Tompo eto anatrehanao
Fa ny vavaka ihany, io no clonrd tsara atao

Ho anao izay mivily tononkira.serasera.org e, indro lasa nandao
Izao ihany no ataovy e, mibebaha ianao
k'aza misalasala sao anenina ianao
Fa ny vavaka ihany, io no tsara atao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334