Tanora ô (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o mifohaza
Mijoroa ho vavolombelon' ety
Hampody Indray ireo tsy mahalala
Hiverina ao ambalan' ilay Ray
Aza manao hoe mbola zaza aho ka tsy havita izany
Na mbola be tononkira.serasera.org fangatak' andro @ asa atao
Aza varimbariana sao tsy ahita izay atao
F' Andriamanitra mitsinjo izay hugnsh halehanao
Koa mandidy anao gdcgqfh ny Tompo izao anio izao
Mandena dia torio ny vaovao mahafaly
( Tanora o ..........)
Ity tany ity feno ota
Koa mila anao mba hanazava azy
Hitarika ireo naman-dratsy
Mba ho afaka bqsf ireo fatorany
Aza manao hoe ..........
koa tanterao izany fa ho sambatra ianao
ka handray ny satro-boninahitro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 783
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:38