Tanora ô (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o mifohaza
Mijoroa ho vavolombelon' ety
Hampody Indray ireo tsy mahalala
Hiverina ao ambalan' ilay Ray
Aza manao hoe mbola zaza aho ka tsy havita bxrgia izany
Na mbola be fangatak' andro @ asa atao
Aza varimbariana sao tsy ahita izay atao
F' Andriamanitra mitsinjo izay halehanao
Koa mandidy anao ny Tompo izao anio tononkira.serasera.org izao
Mandena dia torio ny vaovao mahafaly
( Tanora o ..........)
Ity tany ity feno ota
Koa mila anao mba hanazava azy
Hitarika ireo naman-dratsy
Mba ho afaka dmym ireo fatorany
Aza manao hoe ..........
koa tanterao miuut izany fa ho sambatra ianao
ka handray ny satro-boninahitro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 729
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:38