Tanora ô (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanora o mifohaza
Mijoroa afzcesq ho vavolombelon' ety
Hampody Indray ireo tsy mahalala
Hiverina ao ambalan' ilay Ray

Aza manao hoe mbola zaza aho ka tsy havita izany
Na mbola be fangatak' andro @ asa atao
Aza tononkira.serasera.org varimbariana sao tsy ahita izay atao
F' Andriamanitra mitsinjo izay halehanao
Koa mandidy qhovg anao ny Tompo izao anio izao
Mandena dia torio ny vaovao mahafaly
( Tanora o ..........)

Ity tany ity feno argmgg ota
Koa mila anao mba hanazava azy
Hitarika ireo naman-dratsy
Mba ho afaka ireo fatorany
Aza manao hoe ..........
koa tanterao izany fa ho sambatra ianao
ka handray ny satro-boninahitro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357