Ry olona ô (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olona ô (2) andao (2) f'aza sondriana
Fa hatomotra ny andronao
Ho avy faingana ny Tompo
Hijinja izay nafafinao
Ampahafantaro ireo tsy mahalala
Fa ndrao adinina aminao ny rany
koa dieny izao ataovy izany
F'izany no tian'ny Tompo aminao
Afoizo hatro ny brlshk ratsy izay fanaonao
Ario koa ycueeqsk ny fanompoan-tsampy
Fafao tononkira.serasera.org ny ranomaso sy alahelo am-po
Dia ho voavonjy ianao
Ny fiainana any ankohatra dia maharitra
Fahasambarana sy fiadanana
Fiderana maharitra mandrakizay
Ataon'ny olom-boavonjy igdu
Fa hatomotra ny andronao
Ho avy faingana ny Tompo
Hijinja izay nafafinao
Ampahafantaro ireo tsy mahalala
Fa ndrao adinina aminao ny rany
koa dieny izao ataovy izany
F'izany no tian'ny Tompo aminao
Afoizo hatro ny brlshk ratsy izay fanaonao
Ario koa ycueeqsk ny fanompoan-tsampy
Fafao tononkira.serasera.org ny ranomaso sy alahelo am-po
Dia ho voavonjy ianao
Ny fiainana any ankohatra dia maharitra
Fahasambarana sy fiadanana
Fiderana maharitra mandrakizay
Ataon'ny olom-boavonjy igdu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 875
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 10/10/2022 17:27
