Resy lahatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra izahay Jesosy ô
NOho ny fitiavanao tfkv anay
Fa ny fankahalana tato anatinay
nanehoanao fitiavana
Fahoriana maro be
Niaretanao Jesô
Mba ahafahanao maneho
Ny fitiavanao anay

Fantatray ankehitriny
Ry Jesosy Tompo ô
Ny fitiavanao anay ka vpzqhgo resy lahatra izahay

Fahoriana, fijaliana
Fanesoana , fandatsana
niaretanao daholo, mba ho famonjena anay

Novoniona Ianao Jesosy
Noho ny ratsy vitanay stpvr
ka, tononkira.serasera.org vitanao ny famonjenanay ka resy lahatra izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328