Ny hadalako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadalako Ray o no nahatonga ahy
Ho reraka amin'ny fiainana
Tsy mba tsampako ilay fitiavanao
Raiko o hifonako Aminao
Tsy sitrakao Ray o ny haverezanay
na dia jmha maro ireo haratsianay
Raiko o iriko ny ho ipbcl tononkira.serasera.org eo akaikinao
Mba ho afaka amin'ny fatorana
Hatolotro ho Anao manomboka izao
Tsy avelako hisy hahasakana ahy
Fa ny ydsygmjo androm-piainako, ny hetahetako
Raiko ô. Inty ny zanakao
Ho reraka amin'ny fiainana
Tsy mba tsampako ilay fitiavanao
Raiko o hifonako Aminao
Tsy sitrakao Ray o ny haverezanay
na dia jmha maro ireo haratsianay
Raiko o iriko ny ho ipbcl tononkira.serasera.org eo akaikinao
Mba ho afaka amin'ny fatorana
Hatolotro ho Anao manomboka izao
Tsy avelako hisy hahasakana ahy
Fa ny ydsygmjo androm-piainako, ny hetahetako
Raiko ô. Inty ny zanakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 528
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 13:58
