Ny finoako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô, Ianao ihany anie
No itokiako hatramizao
Ary mbola tononkira.serasera.org ho mandrakizay
Vatolampin'ny foko pdth Ianao
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
Raha mamaky lohasaha aho
Aloky ny fahanginana
Dia tsy hatahotra ny loza ceiocr aho
F'Ianao no ato anatiko
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha dctqhk tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
No itokiako hatramizao
Ary mbola tononkira.serasera.org ho mandrakizay
Vatolampin'ny foko pdth Ianao
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
Raha mamaky lohasaha aho
Aloky ny fahanginana
Dia tsy hatahotra ny loza ceiocr aho
F'Ianao no ato anatiko
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha dctqhk tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1860
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 10/08/2017 14:48
