Mpivahiny (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivavaka o tena tsapanao tokoa ve
(fa mandalo ihany........)
fa mandalo ny tononkira.serasera.org fiainana eto antany
Fa tsy afaka manda izay antsoina hiala ety
Rehefa tonga ny fotoana izay voatendry
(Voatendrin'Andriamanitra hodiana)

Miomana e mivonona e
Fa zxmv efa akaiky ny fotoana
Mibebaha ka mivavaha fa efa zyckld atomotra ny andro
Ka tsarovy fa mpandalo ihany isika no eto antany
Mpivahiny fa tsy hisy honina eto

Ry mpivavaka o zao no ataovy ao antsaina
(Mpivahiny ihany.......)
Mpivahiny isika no eto antany
Fa ny fiainana eto antany tsy aharitra ho doria
Fa mandalo mpivahiny cpidnj ihany isika
(Fa tsy hisy honina eto)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039