Moa tsapanao ve (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa tsapanao ve ry sakaiza ô
Fa tena sarotra tokoa
Ny fiainantsika eto an-tany
Mandrera-tsaina sy tononkira.serasera.org ny fo
Ka maro ireo mamoy fo sy toa mivarilavo koa
Izao anie no tadidio
Fa hanaiul ny Tompo anie mahita anao

Matokia ny Tompo ianao
Omeo Azy koa ny fiainanao
(Mifalia) Mifalia
(Mitsikia) Mitsikia
Dia handositra ny adinao

Tsy vita amin-kerin-tsaina sy amin-kerim-batana
Ny momba qjpzubp antsika eto an-tany
Ka sao diso hevitra
Fa manantona an'i Jesosy ilay foto-pahasambarana
Sy afaka hamome anao exitip ny fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0523