Mihavana faingana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba noheverinao izato fiainanao
Fa sao mbola misy ireo miady aminao
Mihavana mfnobaf aminy faingana raha azo atao
Fa efa akaiky anie ny andro farany

Tsy hisy ny lanitra ho an' ireo
Mitahiry ireo lolom-po
Amin' bxgo ny fahavalony ety an-tany ety
Mihavana faingana ary amin'ireo manana ady aminao
fa Jesosy efa namitrana kqsemqc ny fihavanana indray

Ireo 'zay tsy manana ny fahamasinana
Dia tsy mba ahita ny tavan'ny Tompo
Ka raha misy ny mbola azo atao
Dieny tononkira.serasera.org izao ataovy mahitsy ny lalan-kizoranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319