miantso anao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazana sy ho deraina ny anaranao
Fa sarobidy sy tsy miova ny fitiavanao
Fahazazana hatanorana mandalo avokoa
Voahosodoko be rendrarendra e,nefa ho
simba sy ho phbcs lo
(O mba jereo ) 'ty xxfy firenena he mosarena noho ny loza manjo
( izay aleha ) Ny zava-boahary mihamarary,tontolonao
mihalao
(Miantso anao) Anio tononkira.serasera.org izao ilaina syermgpm hianao vonona
hanolo tena
Mba ho mpiasa voazaha toetra e hanarina firenena
Ankehitriny maro dia maro diso lalana
Manindrahindra mitsapatsapa fivavahana
Tia honahona,mitelin'azy tsy tsaroany
Rendriky ny ota e tsipazo tady fa tsy mahita aleha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : KiaDii
Daty : 11/05/2024 16:39