Mendrika Loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika loatra raha
Atolotro ho Anao Jesosy ny foko
F'Ianao ilay Mpamonjy be Fitiavana
Natolotrao ny twxidjnv ainao
Noho ny amiko sy izao tontolo izao
Mendrika raha atolotro Anao ny foko
Hamafisinay....
Ny fonay Jesosy ô, ho Anao
Hamafisinay.....
Izahay tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao
Maty iaitsfpc Ianao nisolo yfxkbak ny helokay
Nentinao ny fahotanay
Resinao ny fahafatesana
Ts'isy izay izay tsy nihatra taminao ny fahoriana
Hirifirim-batanao, tonga rà
Niaretanao daholo izany noho ny fahotanay
Jesosy ô, tianao tokoa 'zahay.........
A/C: Fiononana Christian
Atolotro ho Anao Jesosy ny foko
F'Ianao ilay Mpamonjy be Fitiavana
Natolotrao ny twxidjnv ainao
Noho ny amiko sy izao tontolo izao
Mendrika raha atolotro Anao ny foko
Hamafisinay....
Ny fonay Jesosy ô, ho Anao
Hamafisinay.....
Izahay tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao
Maty iaitsfpc Ianao nisolo yfxkbak ny helokay
Nentinao ny fahotanay
Resinao ny fahafatesana
Ts'isy izay izay tsy nihatra taminao ny fahoriana
Hirifirim-batanao, tonga rà
Niaretanao daholo izany noho ny fahotanay
Jesosy ô, tianao tokoa 'zahay.........
A/C: Fiononana Christian
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 486
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 28/08/2024 14:03
