Mba manàna fo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
paftomki Mba manana fo miantra sy mitia
Amin'andro sisa hiainanao ety
Fa ubcvdjnb izany no hafatarana
Hitarafana fa tononkira.serasera.org mpianatr'i Jeso

Mba ho toy ilay samaritana tsara fanahy ianao
Hamonjy ny malemy
Ary hampanjaka ny fifankatiavana
Ho an'i Kristy
Mandehana e yquopjz tanteraho ny teniny
Mazotoa tanterao izany

Namako o izao no ambarako aminao
(Tsy ho foana)x2 ny fikelezan'aina anao
Fa izany no hamatarana
Hitarafana fa mpianatry Jeso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422