Matokia II (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manahy izao fiainana izao
Very hevitra ka tsy hita izay atao
Toa mandrevo avokoa izay alehanao
Ary toa fijaliana tononkira.serasera.org izany no tsapanao
Matokia Azy ianao fa tsy hiady irery ianao
Apetrao Aminy ny fanihianao
Mijoro mivavaha antsoy ilay Jesosy
Ary dia ho itanao ilay fahasambarana
Vahaolana tsotra no atolotro anao
Raiso ilay Ray Tsitoha hanjaka ao am-ponao
Fa raha Izy no monina ao anatinao
Dia ho lavorary izay rehetra jphn kasainao
Matokia Azy ianao f'aza miahiahy
'Lay Jesosy mpanjaka no hitantana anao
Mijoro mitraka banjino ny ho avy
Ary isinda daholo ikbsva ny sento sy tomany
bbdgjnn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 906
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:37