Mandalo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo ny olanao
Fa tsy maintsy voavaha
'Reo alahelonao
Hody fifaliana izany.

Anjaranao ny mandray
'Lay Jesosy anio
Hahafahany manome
'Lay fiadanany ho anao

Fa tsy misy tranon'omby intsony
Ny fonao
No ilainy honenany rahatrizay.
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/ktlm-tsanta-fitoriana-ambohimena/mandalo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Vangy : 85
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/11/2022 05:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0727