Mamiko loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso Mpamindra fo mamiko loatra ianao
Tsy mba manampaharoa ny fitiavanao anay
Natolotrao ho anay ny herin'ny fitiavanao
Famindram-po xrzcrom tsy hita lany isan'andro
No raisinay Aminao

Mamiko ry tononkira.serasera.org Jeso
Ny fiainako be siasia taloha
Dia bwleq nodiovinao

Ny sitrakao ry Jesosy no tiako ho sitrako
N'aiza2 itondranao ahy tsy andà izay voatendrinao
Ny tonombavaka ataoko tsy hiala anatrehanao
Satria eo Aminao misy fiadanampo bbmi sy fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437