'Lay zanaky ny Ray (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hitsaoka ny mpamonjy
Fa tonga Izy mba ho famonjena anao
Amboary androany tononkira.serasera.org ontrcv ny fonao mba ho Mendrika ny anarany

Izy 'lay zanaky ny Ray
Hamonjy izao byemgtqr tontolo izao
'Reo izay mino sy mahatoky Azy
No ho sambatra mandrakizay

Tsy rlpnq mba toera-manan-daza
No toera-nandraisana ny Tomponao
Kanefa nanetry tena tao
Noho ny amiko sy ny aminao

Ampandrosoy ao am-ponao
Jeso, 'lay zanaky ny Ray
F'Izy no hitondra fifaliana
Sy fiadanana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339