Jerosalema (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jerosalema io lay tanana ho avy tsy ho ela Jerosalema
Feno hafaliana Jerosalema misy mpanjaka manakarena
Feno hazavana kanto dia kanto ao an-tanana
Jerosalema io lay tanana nofonenan'ny olo-mino

Jerosalema vaovao lay tanana
Ho an' ireo olona izay tsy mba naloto
Ny fitafiany no mitoetra ao an-tanàna

Tompo Jesosy lasa namboatra toerana tsara ho an' ny yskm mpanompo
Tsy mba jrif nanary fa efa nitana tononkira.serasera.org sejmuzo sy nitahiry ireo zay nomena
Any tsy misy biby mpandrava, tsisy mpanimba, tsy azo robana
Jerosalema io lay tanana ho an' ny mino

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363