Izao no faniriako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao re mba valio miandradra ka bulyj todio
Ireto mpianatrao
Ry fanahy masina o mpanazava ny aizim-poko
Fongory re iala
Mpanadio ny foko ianao anio aho mba sasao
ho lapanao vaovao
ity fihevitra maloto esory sy fafao
fa tsy avy any aminao

Ampaherezo aho raha toa ka hitanao ny foko lavitra anao
te iantoraka aminao, ny ratsy anefa tononkira.serasera.org injao mandrebireby ahy
Jinjao kapao fa ireny no mpanimba
tsy handraisako bipmzeom anao sy inoako ihany cxuvwl koa
an' ilay mpahary

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387