Ho avy tokoa (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa notoriana taminao
Famonjena vitan'ny Jeso Kristy
Tsy nahoanao, tsy noraisinao
Teny soa famonjena anao
Miantso anao ry mpiodina o
lay Tompo tia miantso hoe avia
lay Tompo soa sy be indra fo
tsy mahafoy anao
Tsy nafoiny ianao ednbpljx ry mpiodina o
Fa namoy ny ainy ho anao Kristy
Hanadinana ahy, handatsana anao
Tadidio ny andro anio izao
Ho avy tokoa Tompo Jeso
Amin'ny andro izay sxckkvz tsy fantatrao
Fo sy fanahy no hitsarana ahy
Amin'ny tononkira.serasera.org andro farany
lwlqd
Famonjena vitan'ny Jeso Kristy
Tsy nahoanao, tsy noraisinao
Teny soa famonjena anao
Miantso anao ry mpiodina o
lay Tompo tia miantso hoe avia
lay Tompo soa sy be indra fo
tsy mahafoy anao
Tsy nafoiny ianao ednbpljx ry mpiodina o
Fa namoy ny ainy ho anao Kristy
Hanadinana ahy, handatsana anao
Tadidio ny andro anio izao
Ho avy tokoa Tompo Jeso
Amin'ny andro izay sxckkvz tsy fantatrao
Fo sy fanahy no hitsarana ahy
Amin'ny tononkira.serasera.org andro farany
lwlqd
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 529
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:35
