Hianareo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hianareo izay manaiky fa tsy nanda ny irak' I Jesosy
Hianareo izay nanolotena ho mpianatry Jesosy
Hianareo izay mijoro ho vavolombelon' I Jesosy
Hianareo eny hianareo no fahazavan'izao tontolo izao
Mitsangana hianareo o mandehana hianareo
Fa maro be tononkira.serasera.org izay mitoloko miantso odfehda mila famonjena
Hanjakan'ny fahoriana e handevozin'ny satana
Ka vonjeo fa mitaraina ireo namanao
Hianareo nanolotena ho mpianatry ny Tompo
Hianareo pwazbyjx izay sahy mijoro ho vavolombelon'i Jesosy
Mandehana hazavao ny fon'ireo izay mitalaho
Mijoroa ka misehoa e mba ho fanatatry ny olona
Fa blydrfu ianareo no fahazavan'izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:13