He sambatra aho fa voavonjy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He sabatra aho fa voavonjy
Afaka ny gadrako
'Zaho zay mpanota, andevon'ota
Nefa voaisa handova lanitra
Oh haleloia bejqveqq sambatra aho tononkira.serasera.org Jeso
Sambatra aho fa avotra
Misaotra Anao aho Tompoko
Fa tsy nisainao heloka aho
Nandao ahy reo naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy bmxn aho
Nefa ny foko resin'ny Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray
He hitako ny lalan-tsara izao
Ka izorako Jesosy ô
Azoko ny famponjena
Ka dia ho tanako chdnsncs mandrakizay
Afaka ny gadrako
'Zaho zay mpanota, andevon'ota
Nefa voaisa handova lanitra
Oh haleloia bejqveqq sambatra aho tononkira.serasera.org Jeso
Sambatra aho fa avotra
Misaotra Anao aho Tompoko
Fa tsy nisainao heloka aho
Nandao ahy reo naman-dratsy
Rehefa tsy nanaraka azy bmxn aho
Nefa ny foko resin'ny Tompo
Ka dia natorony lalam-baovao indray
He hitako ny lalan-tsara izao
Ka izorako Jesosy ô
Azoko ny famponjena
Ka dia ho tanako chdnsncs mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 885
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 17/03/2021 15:46
