Hafatr'i Jesosy Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafatry Jesosy Tompo izay napetrany amintsika
Mifankatiava ianareo ho toy ny hitiavako tononkira.serasera.org anareo
Fa io no marika manokana hamatarana ny mpianatro
Fa izao tontolo izao tsy rmgx manana an' io fifankatiavana io
Fa ireto telo ireto no mitoetra amin'ny andro farany
Dia ny finoana sy fanantenana ary ny fitiavana
Fa ny zava-dehibe cmcg indrindra ousaxj dia ny fitiavana
Ka mifankatiava ianareo sy mifanaja f'izay no hafatr'i Jesosy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 443
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:34