Fanahy mahery (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa te handroso koa
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa te hampandroso koa
Zay rehetra fxkizxbw tsy ho vitan'ny hery
Ary qjdrtyca koa sahanin'ny vola
Mbola ao ny herin'ny fanahy
Mahatonga ahy olona ho sahy
Faharipo ary no ilaina, fanetretena ihany bhogjao koa
Faminanina ankamatatra arahin'ny teny mbola tsy fantatra
Fa ianao ry fanahy masina o
Mirotsaha be dia be tokoa
Toy izay niainanay taloha
Ankehitriny mbola hampifoha
Atoroy reo tsy mahalala
Sy tariho fa zanaka malala
Aiza ianao ry Fanahy tononkira.serasera.org Mahery
Indreto izahay miandradra mijery
Mahatsapa fa te handroso koa
Moa ianao tanora mahatsiaro tena
Mahatsapa fa te hampandroso koa
Zay rehetra fxkizxbw tsy ho vitan'ny hery
Ary qjdrtyca koa sahanin'ny vola
Mbola ao ny herin'ny fanahy
Mahatonga ahy olona ho sahy
Faharipo ary no ilaina, fanetretena ihany bhogjao koa
Faminanina ankamatatra arahin'ny teny mbola tsy fantatra
Fa ianao ry fanahy masina o
Mirotsaha be dia be tokoa
Toy izay niainanay taloha
Ankehitriny mbola hampifoha
Atoroy reo tsy mahalala
Sy tariho fa zanaka malala
Aiza ianao ry Fanahy tononkira.serasera.org Mahery
Indreto izahay miandradra mijery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 638
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:36
