Fakam-panahy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org olona rehetra miaina ety antany
tsy maintsy misedra fakampanahy
na inona karazantoerana misy anao dia tadidio
ady no tsy maintsy hatrehinao
Raha mahatoky ny teniny ianao
Ka mitandrina ireo fitsipiny
Izy iaro ybjpc ny tongotrao tsy ho solafaka
Amin'ireo fakam-panahy
Ny fitsapana izay miseho aminao
Dia fanavaozana anao
Hiorina amin'ny fanopoana fa tsy hivily lalana
Mandrapiavy ny andro farany
Hoy Jesosy miteny aminao
Efa noreseko avokoa rveasjjq ireo
Ka omoyp raha mino ianao dia ho hitanao
Ny voninahitro
tsy maintsy misedra fakampanahy
na inona karazantoerana misy anao dia tadidio
ady no tsy maintsy hatrehinao
Raha mahatoky ny teniny ianao
Ka mitandrina ireo fitsipiny
Izy iaro ybjpc ny tongotrao tsy ho solafaka
Amin'ireo fakam-panahy
Ny fitsapana izay miseho aminao
Dia fanavaozana anao
Hiorina amin'ny fanopoana fa tsy hivily lalana
Mandrapiavy ny andro farany
Hoy Jesosy miteny aminao
Efa noreseko avokoa rveasjjq ireo
Ka omoyp raha mino ianao dia ho hitanao
Ny voninahitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 755
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:35
