Areheto (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Areheto indray ny wzxw jironao sao tara loatra
(Manolora rofez tena indray)
Fa tsy ho ela dia ho avy indray ny Tompo
1) Efa miseho kfpv avokoa izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny lanitra
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao ety
Jeso no apinga tononkira.serasera.org miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy anao ety
Izy no mpanalalana anao
(Manolora rofez tena indray)
Fa tsy ho ela dia ho avy indray ny Tompo
1) Efa miseho kfpv avokoa izay voalaza
f'iseho eto an-tany
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho voafitaka ety
2) Izao no andro mety hanomanatsika
ny fitsaran'ny lanitra
Mijoroa tano mafy ny finoanao
Mba tsy ho viafitaka ety
Jeso no fanilonao ety
Jeso no apinga tononkira.serasera.org miaro ety
Jeso no famonjena ho anao
Jeso no mitantana ny dia
Jeso tsy mahafoy anao ety
Izy no mpanalalana anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1644
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:37
