Andro tokana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qwwgtiq Ity andro iyfva tokana izay tsy manam-paharoa
Nataon'Andriamanitra
Mba ho fisantarana
Ny asa fanavotana
Ho an'ny olombelona
Ka tononkira.serasera.org mifalia sy miravoa
Fa tratra ity noely ity
Anio no teraka ao Jodia
Jesosy Tompo ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo unafx fa teraka Jesoa
Nataon'Andriamanitra
Mba ho fisantarana
Ny asa fanavotana
Ho an'ny olombelona
Ka tononkira.serasera.org mifalia sy miravoa
Fa tratra ity noely ity
Anio no teraka ao Jodia
Jesosy Tompo ilay Mesia
Ka mifalia sy miravoa
Ianareo unafx fa teraka Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 567
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 10/01/2024 08:26
