Ambarao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarao eo amin'i Jesosy
'Zay mavesatra, mangeja anao, mamatotra anao
Tsy misy anarana otpwnqrq mahavonjy raha tsy Izy.
Manantona Azy anio, fa Izy vonona handray anao.

Ento, ento eo amin'i Jesosy avokoa
Ny adim-piainanao, ny olanao
Ho vahany avokoa.
Izaho sy ianao, 'lay tiany
Namoizany ny ainy
Ka tsy sitrany tononkira.serasera.org ny ranomasonao

Ho anao, ho anao ny famonjeny
Ianao no antony, niantonany tamin'ny hazo fijaliana
Fiainana vaovao no igfcbkmf atolony anao
Dia ny hiaraka handova ilay paradisa soa

A/C : Fiononana szgfle Christian
Tsanta-Fi

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364