Tsara Izy (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSARA IZY
Ny miankina antratranao no mamiko
Eo no aitako,ny fitsaharana
Ny tananao no ilaiko mba hisakambina ahy
Ary hiaro ahy amin'ny ratsy
Fa na dia tsy mendrika aho
wnksdts dia efa novidinao lafo,
Ny ranao soa no nomemao
Hanavotana anay ages zanakao
Voavonjy aho izao
Efa tonga zanakao
Raisinao ho mpandova lay fiaina-mandrakizay
Fitiavana ny TOMPO,lay fitia tsy mba miofo
Hidera AZY aho,hihira ho AZY koa
Fa tsara IZY,Mpamindra fo
Mpamaly vavaka,Mpamonjy,Mpiaro
Fa tsara IZY,Mpamindra
Mpamaly voajdwg vavaka,Mpamonjy
Fitiavana ny TOMPO,lay fitia tsy mba miofo
tononkira.serasera.org Hidera AZY aho,hihira ho AZY koa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 403
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 24/05/2025 10:53