Mino aho (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho
Indro vonona aho manaiky ny antsonao
Manaiky am-pitiavana aho Ray ny ho irakao
Tanteraho fshtqyzm amiko izay sitrakao
Atolotro anio ny foko ho Anao
...Anefa Ray, mkgb Ianao mahalala izay tononkira.serasera.org mahasoa ahy
Ny tananao mahery no mihazona ahy
Ny toky avy Aminao no ifaharako izao
Mino aho, matoky ny fitantananao
Mety handalo sedra aho, tewyx
Nefa tsy hatahotra aho
Ianao ilay mahalala ny iheveran'ahy
Tanteraho amiko izay sitrakao
Ekeko avokoa izay rehetra alahatrao
Indro vonona aho manaiky ny antsonao
Manaiky am-pitiavana aho Ray ny ho irakao
Tanteraho fshtqyzm amiko izay sitrakao
Atolotro anio ny foko ho Anao
...Anefa Ray, mkgb Ianao mahalala izay tononkira.serasera.org mahasoa ahy
Ny tananao mahery no mihazona ahy
Ny toky avy Aminao no ifaharako izao
Mino aho, matoky ny fitantananao
Mety handalo sedra aho, tewyx
Nefa tsy hatahotra aho
Ianao ilay mahalala ny iheveran'ahy
Tanteraho amiko izay sitrakao
Ekeko avokoa izay rehetra alahatrao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 891
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 13:11
