'Lay porofompitiavany (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay porofompitiavany
Misy toerana iray izay,moa ve fantatrao
NanoloranY ny ainy,ho fanavotana ahy sy ianao
Ilay pket namoizanY ny momba AZY,noho izaho sy ianao
Ireo geja namatotra voavaha tao.

Io lay Kalvary,nandatsahany ny ranY
NanehoanY ny fitiavanY ahy sy ianao
Ora nangidy taminy,anefa foiny ho an'ny malalany
ilay voavidin'ny ranY
'lay porofompitiavanY

Tao ny dinitry ny tavany,ilay ora maloka
teo ny antompisinao,moa ve fantatrao
Tsy nataony tsino'tsinona ny momba anao
fa ny fitiavany anao bnzw nataony ambony noho IZY

Io lay Kalvary,nandatsahany ny ranY
NanehoanY ny fitiavanY ahy sy ianao
Ora nangidy taminy,anefa foiny ho an'ny malalany
ilay voavidin'ny mnjkfbp ranY
'lay porofompitiavanY

tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hagay Groupe
Vangy : 347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 24/05/2025 10:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472