FENOY VAVAKA (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fenoy vavaka ny fiainanao rehetra
Na gfuughvq tononkira.serasera.org maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny alina
Aza asiana fetra
Fa ny vavaka manova zavatra ,indrindra ny vavaka asandratr' izay mino marina(×2)

-Antsoy ny Fanahy hitoetra aminao
Fanahin'ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy anao sy hanoro ihany xftg koa
hasambatra anao ny vavaka ato.

2-Izay mivavaka amin' Andriamanitra
Na kely na lehibe, tanora sy antitra cownm ,dia ho sambatra
Fa ny Ray mpahary manana làlana hitarihana ny olona mino matoky ny heriny .(×2)


-

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GALAF
Hits : 1252
Likes : 0 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 06/03/2024 17:31
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134