Faniriako (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho Tompo hanolo tenaAmpianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny eto an-tany
Omeo hery aho Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery aho handresy hatrany hatrany
Fa faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy hitondrako izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/12/2024 18:40