Diso lalana (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
diso aho diso làlana ka iantrao
aoka re! mba ozoxl hitsotra ho vfaod ahy ny sandrinao
aza lavinaovinao fa rereka sy trotraka
noho ny ditra izay natao
ka mifona hsouwcx mivalo raha azo atao
mangataka ilay famindramponao
tenoero'zany hatezeranao
fa very aho raha toa tsy avelanao
diso aho diso làlana ka hody Aminao
Jesoa raiso ho ankohonanao
Tompo ô! nanenenako' zay vita izay
amin' izao sisa izao aho dia hanompo indray
ka honerako tokoa Jesoa
ny lasa izay nanifihako Anao
fantatro fa tsy misy famonjena
ankoatr' izay nanoloranao tena
k'izany no hiantsapazako tononkira.serasera.org Aminao
fa very aho raha lavitra Anao
diso aho diso làlana hatrizay
Jesoa malala ô! ka mba tano ho Anao
aoka re! mba ozoxl hitsotra ho vfaod ahy ny sandrinao
aza lavinaovinao fa rereka sy trotraka
noho ny ditra izay natao
ka mifona hsouwcx mivalo raha azo atao
mangataka ilay famindramponao
tenoero'zany hatezeranao
fa very aho raha toa tsy avelanao
diso aho diso làlana ka hody Aminao
Jesoa raiso ho ankohonanao
Tompo ô! nanenenako' zay vita izay
amin' izao sisa izao aho dia hanompo indray
ka honerako tokoa Jesoa
ny lasa izay nanifihako Anao
fantatro fa tsy misy famonjena
ankoatr' izay nanoloranao tena
k'izany no hiantsapazako tononkira.serasera.org Aminao
fa very aho raha lavitra Anao
diso aho diso làlana hatrizay
Jesoa malala ô! ka mba tano ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 459
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 27/10/2025 05:21
