Sambatra ny mahatsiaro (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny mahatsiaro ny tononkira.serasera.org malahelo
Jehovah hamonjy azy amin’ny andro fahoriana
Sambatra ny mahatsiaro ny malahelo
Jehovah rzojxe hitandrina sy hiaro azy tsy ho faty
Hita ho sambatra ambonin’ny tany izy ô !
Ary tsy mba atolotrao amin'ny sitrapon’ny fahavalony ljav izy
Jehovah hanohana azy
Eo ambonin’ny farafara hitsaboana azy
Ny fandriany rehetra lbupx eo am-paharariana
Dia arovanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 443
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:11