Mitsangana ry zatovo (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ry zatovo
Misikina mafy hanao ny asanao
Jehovah vsioskm Tompo manantena anao
Mba ho mpanompony
Izy mahalala fa matanja-tena
Mahavita asa tsara ianao
Mitsangana faingana re
(Mitsangana) ary izao anio izao
Aza ela fa cvaeqjf faingana ianao
Dieny mbola bhpv tononkira.serasera.org afaka
Araraoty faingana
Herezo ry zatovo ny anjaranao
Zanao izao zaranao tokoa
Zara fa matanjaka fa tsy osa
Misikina mafy hanao ny asanao
Jehovah vsioskm Tompo manantena anao
Mba ho mpanompony
Izy mahalala fa matanja-tena
Mahavita asa tsara ianao
Mitsangana faingana re
(Mitsangana) ary izao anio izao
Aza ela fa cvaeqjf faingana ianao
Dieny mbola bhpv tononkira.serasera.org afaka
Araraoty faingana
Herezo ry zatovo ny anjaranao
Zanao izao zaranao tokoa
Zara fa matanjaka fa tsy osa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 317
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:46
