Jesoa miandrandra Anao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesoa miandrandra Anao ny tononkira.serasera.org Nosinay krrc
Vangio ka rotsahy ny fanahinao
Jeso hamasino ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta anao
2. Jesoa, eo an-tananao ny Nosinay
Nefa mbola be tsy mahalala uqgqz anao
Jesoa, mila hery ny mpiasanao
Vangio fa mangetaheta Anao
3. Jesoa mba tongava aty ny Tenanao
Ampio ny fikasana hampanjaka Anao
Jesoa, mba tarihonao ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta Anao.
Zao dia ora fiasana indray
Fararano no andrasanay
Antenaina tsy ho ela izao
Jeso, hatsarao ny ybdjsq Nosinay
Vangio ka rotsahy ny fanahinao
Jeso hamasino ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta anao
2. Jesoa, eo an-tananao ny Nosinay
Nefa mbola be tsy mahalala uqgqz anao
Jesoa, mila hery ny mpiasanao
Vangio fa mangetaheta Anao
3. Jesoa mba tongava aty ny Tenanao
Ampio ny fikasana hampanjaka Anao
Jesoa, mba tarihonao ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta Anao.
Zao dia ora fiasana indray
Fararano no andrasanay
Antenaina tsy ho ela izao
Jeso, hatsarao ny ybdjsq Nosinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:30
