Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re tsy mba fnkonsd hanadino
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tononkira.serasera.org tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny uaeqlj Azy no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia xromjpiv raisiny aho
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tononkira.serasera.org tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny uaeqlj Azy no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia xromjpiv raisiny aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 231
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 26/01/2026 08:23
