VOAHARY MANONTOLO (Mi/Fa) (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miovaova ny voahary manontolo
Satria re akaiky ny andro farany
Ny tanjona ho tratrarina dia eny an_danitra
Ety sady tery ny lala_mankany

Ref: Ny fahotako marobe no hifonako aminao
        Efitra iray izay mampisaraka hatrany
       Ny fahavalo lozabe misarangotra mitady
       Ka tantano sy vimbino ry Raiko ô!(ry Raiko ô!)
      Izany re no fahoriana izay mianjady an_tany ety
      Raiso re ry mpamonjy be fitia

Apetrako eo am_pelatananao
Ny fiainako izay mandalo miserana
Ka na anio na ampitso no handaozako ny ety
Vonona aho ry mpamonjy tena tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 27/05/2023 20:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745